Notre Blog

SIM-PrixPierreCastel-001.jpgSIM-PrixPierreCastel-002.jpg

PRIX PIERRE CASTEL 2023 ✨
🔸Tiava, projet de Anna Elodie Volazara remporte le 1er prix, lui permettant d'obtenir un soutien financier de 15.000€ ainsi qu'un parrainage.
🔸Kassava de Stéphan Ammiel Randrianaivo obtient le 2ème prix avec un appui financier de 10.000€.
Tous les deux bénéficieront également d'un programme de coaching et de formation.
Félicitations à nos entrepreneurs ! 🇲🇬

SIM-001.jpg

« Pole Stage Madagascar" : Fampihofanana Fizarana Asa ANDIANY FAHA-DIMY
-------
Nanomboka omaly faha 10 jolay 2023 tao amin'ny Plan Anosy ny Andiany faharoa tamin'ny fampihofanana tanora ho fizarana asa amin’ity taona 2023 ity. Maharitra roa andro izany ary omen’ireo teknisianina avy amin’ny mpiara-miombon'antoka isan-tokony toy ny MTEFPLS, ny MICC, ny DHL ary ny BIANCO. Mpianatra miisa 72 ireto hirotsaka amin’ny fizàrana asa ireto ary avy amin'ny UCM, INSCAE, ONIFRA, INPF
Nisolo tena ny SIM na ny Sendikan'ireo Indostria eto Madagasikara Ramatoa Soatiana Rajoelisoa, Tale mpanatanteraka eo anivon’ny SIM, ary Ramatoa RASOATSIANGIZINA Eudoxie kosa izay Tale Jeneraly misahana ny Fampiroboroboana ny asa, no nisolo tena izany ministera izany. Ramatoa Tsianiva kosa no solontenan’ny ministera misahana ny Fampiroboroboana ny Indostria. Ireo vondrona telo ireo moa no toko telo niavian'ny tetikasa "POLE STAGE" teto Madagasikara.
Isan'ny ampahafantarina azy ireo mandritry ny roa andro ny mikasika ireo fomba amam-panao mialohan'ny tena iatrehana ny fizarana asa.
Tsiahivina moa fa hatramin’ny niforonany tamin’ny taona 2021, dia efa miisa dimy 5 ny fampihofanana mialohan’ny fizàrana asa nokarakaraina hatreto. Tantsoroka tena ilaina ho an’ireo tanora misitraka azy arak'izany ny « Pôle Stage »

SIM-002.jpg

Sous-catégories